Black Candy, MIOVA MBA HANOVA
US$9.99
15% OFF CODE: SAVE15
Description
Dikanteny malalaka avy amin'ny teny Anglisy ny boky "Black Candy- Reinvent Yourself ', maneho ny andram-pifindra-monina niainan'ny fianakaviana Malagasy iray izay nandao an'i Madagasikara ho any Aostralia ny taona 2015. Black Candy dia mitantara ireo dingana arahin'ireo izay tapa-kevitra ny hiova sy hanova ny lalampiainany. Ato koa no anadramanao izany fiainana Aostraliana izany raha toa mikasa ny hifindra monina ianao. Tranduction integrale en langue Malagasy de l'ouvrage 'Black Candy, Waking t